auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 10:20:40 -05:00 committed by root
parent c0425a65af
commit 8c2a89ec40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ka ndreka tonga tagny amin'ny faritra akekin'ny kaisaria-filipo Jesôsy, de nagnotany ny mpianatrany Izy, magnano hoe: "Ataon'olona ho iza ma Zanak'Olona?" \v 14 Nizaka izy hoe: "Ny sanagny mizaka fa i Jaona mpagnano batisa; ny sanagny, Elia; de ny hafa ndreka, Jeremia, na raika amin'ny mpaminany." \v 15 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "De anareo koza zany magnano Anaha ho iza?" \v 16 De namaly, Simôna Petera nagnano hoe: "Anao no Kristy , Zanak'Andriamanitra velona."
\v 13 Ka ndreka tonga tagny amin'ny faritra akekin'ny kaisaria-filipo Jesôsy, de nagnotany ny mpianatrany Izy, magnano hoe: "Ataon'olona ho iza ma Zanak'Olona?" \v 14 Nizaka iary zareo hoe: "Ny sanagny mizaka fa i Jaona mpagnano batisa; ny sanagny, Elia; de ny hafa ndreka, Jeremia, na raika amin'ny mpaminany." \v 15 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Anareo koza magnano Anaha ho iza?" \v 16 De namaly, Simôna Petera nagnano hoe: "Anao no Kristy , Zanak'Andriamanitra velona."