-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/21.txt

1 line
557 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 18:48:32 +00:00
\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy aminny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io. \v 22 Hanjary ho halanny olona maro be anareo noho ny avy aminny agnarako. ka ndregny madigny hatraminny farany, de ho voavonjy aby. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa aminny ambadika agny, fa Izaho mizaka aminareo marina, fa tsy hotapitranareo aby ny tanànanisraely alohanny hatongavanny Zanakolona.