\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. \v 22 Hanjary ho halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. ka ndregny madigny hatramin’ny farany, de ho voavonjy aby. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny ambadika agny, fa Izaho mizaka aminareo marina, fa tsy hotapitranareo aby ny tanànan’israely alohan’ny hatongavan’ny Zanak’olona.