-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/08.txt

1 line
377 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 18:48:32 +00:00
\v 8 Afay ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, de roasy ny devoly. Mitovy aminny nahazoanareo maimaimpôgna, de magnomeza maimaimpôgna koa. \v 9 Aza mitondra volamena, volafotsy, na varahigna aminny pôketranareo. \v 10 Aza mitondra fasena vatsy aminny zegny handihananareo, na akanjo hafa, na kirako, na tangala, fa ny mpiasa de mendrika hahazo ny haninany.