\v 8 Afay ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, de roasy ny devoly. Mitovy amin’ny nahazoanareo maimaimpôgna, de magnomeza maimaimpôgna koa. \v 9 Aza mitondra volamena, volafotsy, na varahigna amin’ny pôketranareo. \v 10 Aza mitondra fasena vatsy amin’ny zegny handihananareo, na akanjo hafa, na kirako, na tangala, fa ny mpiasa de mendrika hahazo ny haninany.