auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 12:18:56 -05:00 committed by root
parent d666e9ce1e
commit af17b32a4f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Amin'izao de teko hampatsiarovina anareo_ndre de efa fantatrareo tsara izany_ fa ny Tompo de nagnavotra ny olona avy tagny Egypta, fa tafaran'io de nivoniny aby ndregny tsy nino.\v 6 De ny anjely zegny tsy nitana ny fahefana napetraka taminazy, fa nenga tamin'ny fipetrahan'iary zareo_de nifatoran'Andriamanitra amin'ny fatotra mandrakizay, amin'ny mizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana lehibe.
\v 5 Amin'izao de teko hampatsiarovina anareo_ndre de efa fantatrareo tsara izany_ fa ny Tompo de nagnavotra ny olona avy tagny Egypta, fa tafaran'io de nivoniny aby ndregny tsy nino.\v 6 De ze anjely zegny tsy nitana ny fahefana napetraka taminazy, fa nenga tamin'ny fipetrahan'iary zareo_de nifatoran'Andriamanitra amin'ny fatotra mandrakizay, amin'ny mizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana lehibe.