auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 12:16:15 -05:00 committed by root
parent 67291faedd
commit d666e9ce1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Amin'izao de teko hampatsiarovina anareo_ndre de efa fantatrareo tsara izany_ fa ny Tompo de nagnavotra ny olona avy tagny Egypta, fa tafaran'io de nivoniny aby ndregny tsy nino. De ny anjely zegny tsy nitana ny fahefana napetraka taminazy, fa nenga tamin'ny fipetrahan'iary zareo_de nifatoran'Andriamanitra amin'ny fatotra mandrakizay,amin'ny mizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana lehibe.
\v 5 Amin'izao de teko hampatsiarovina anareo_ndre de efa fantatrareo tsara izany_ fa ny Tompo de nagnavotra ny olona avy tagny Egypta, fa tafaran'io de nivoniny aby ndregny tsy nino.\v 6 De ny anjely zegny tsy nitana ny fahefana napetraka taminazy, fa nenga tamin'ny fipetrahan'iary zareo_de nifatoran'Andriamanitra amin'ny fatotra mandrakizay, amin'ny mizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana lehibe.