auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-24 02:28:46 -04:00 committed by root
parent 52b5e089ba
commit fc9c4505d8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany. Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka de nandrotsak'orana ny lanitra,
\v 16 \v 18 Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany.\v 17 Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka nandrotsak'orana ny lanitra, de nanjary namokatra ny tany.