diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt index 2bd1de3..38e368b 100644 --- a/05/16.txt +++ b/05/16.txt @@ -1 +1 @@ -Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany. Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka de nandrotsak'orana ny lanitra, \ No newline at end of file +\v 16 \v 18 Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany.\v 17 Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka nandrotsak'orana ny lanitra, de nanjary namokatra ny tany. \ No newline at end of file