Fri Oct 18 2019 11:54:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 11:54:06 -04:00
parent 4379079ef7
commit d1606859c3
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozognantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.
\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozognantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozognana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Ny loharano ma ka mamôka rano mamy sady mafaitra avy amin'ny fivoahany. Ny fototr'aviavy io ma, ry rahalahiko, ka mamokatra oliva? Na koa ny voaloboka, mamokatra aviavy? Ny rano masira koa de tsy afaka hagnome rano mamy.
\v 11 Ny loharano ma ka mamôka rano mamy sady mafaitra avy amin'ny fivoahany? \v 12 Ny fototr'aviavy io ma, ry rahalahiko, ka mamokatra oliva? Na ny voaloboka, mamokatra aviavy? Ny rano masira koa de tsy afaka hagnome rano mamy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Iza ma kanty sy mahalala aminareo io? Apetray olona izany haneho fiagnana tsara amin'ny asany amin'ny fanetren-tegna amin'ny hakantena. Fa ndreka diso be fialogna lotra anareo na fanirian-daza agnatin'ny fonareo agny, de aza mieboka na mametsy manohitra ny marina.
\v 13 Iza ma kanty sy mahalala aminareo io? Apetray olona izany haneho fiagnana tsara amin'ny asany amin'ny fagnetren-tegnan'ny hakantena. \v 14 Fa ndreka diso be fialognana lotra anareo na fanirian-daza agnatin'ny fonareo agny, de aza mieboka na mametsy manohitra ny marina.

View File

@ -39,6 +39,8 @@
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07"
"03-07",
"03-09",
"03-11"
]
}