Sat Oct 19 2019 12:14:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 12:14:58 -04:00
parent e578b357d9
commit 8a3f9bf0a8
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Aza mifagnaratsy, azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpagnara-dalàna ndreka, fa mpitsara. \v 12 Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao miseho mitsara an'ny akamanao?
\v 11 Aza mifagnaratsy, azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpagnara-dalàna ndreka, fa mpitsara. \v 12 Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao, miseho mitsara an'ny akamanao?

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna egny, hivarotra sady hangala tombony." \v 14 Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, sady ino fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo de aveo de levogna.
\v 13 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna agny, hivarotra sady hangala tombony." \v 14 Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, sady ino fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo de aveo de levogna.

View File

@ -49,7 +49,7 @@
"04-04",
"04-06",
"04-08",
"04-13",
"04-11",
"04-15"
]
}