-x-antambahoaka_jas_text_reg/04/13.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 13 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna agny, hivarotra sady hangala tombony." \v 14 Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, sady ino fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo de aveo de levogna.