Sat Oct 19 2019 09:44:45 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 09:44:46 -04:00
parent fa4a964979
commit 329e8bc88c
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Io ma ka tsy avy amin'ny fanirianareo zegny miady amin'ny mpikambana aminareo ao? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra, nefa tsy afaka ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangataka, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Izy io ma ka tsy avy amin'ny fanirianareo zegny miady amin'ny mpikambana aminareo ao? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra, nefa tsy afaka ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangatahana, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 Anareo mpijangajanga io! Ka tsy fantatrareo ma fa ny fisakezana amin'izao tontolo izao de firafesana manohitra an'Andriamanitra? ka n'iza n'iza te ho sakezan'izao tontolo izao de magnano ny tegnany ho fahavalon'Andriamanitra. Sa eritreretinareo fa tsisy dikany ny Soratra Masina mizaka hoe: "Ny Fagnahy nampiaigniny tagnatintsena dia saro-piaro loatra"?
\v 4 Anareo mpijangajanga io! Ka tsy fantatrareo ma fa ny fisakezana amin'izao tontolo izao de firafesana manohitra an'Andriamanitra? ka n'iza n'iza te ho sakezan'izao tontolo izao de magnano ny tegnany ho fahavalon'Andriamanitra. \v 5 Sa eritreretinareo fa tsisy dikany ny Soratra Masina mizaka hoe: "Ny Fagnahy nampiaigniny tagnatintsena dia saro-piaro loatra"?

View File

@ -43,6 +43,7 @@
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-15"
"03-15",
"04-01"
]
}