Sat Oct 19 2019 09:42:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 09:42:45 -04:00
parent 9e1d19da98
commit fa4a964979
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 4 \v 1 \v 2 \v 3 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Io ma ka tsy avy amin'ny fanirianareo zegny miady amin'ny mpikambana aminareo ao? Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra, nefa tsy afaka ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangataka, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Io ma ka tsy avy amin'ny fanirianareo zegny miady amin'ny mpikambana aminareo ao? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra, nefa tsy afaka ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangataka, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho;levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy," Fa am'izao anareo de mieboebo amin'ny tetika mieboka. Ka ny eboebonareo karan'izany de ratsy. Ka
\v 15 \v 16 \v 17 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho;levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy," Fa am'izao anareo de mieboebo amin'ny tetika mieboka. Ka ny eboebonareo karan'izany de ratsy. Ka ho an zegny mahalala magnano tsara nefa tsy magnano an'izany, de heloka ho an'azy tegnany izany.