auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-19 08:19:49 -04:00 committed by root
parent 11db33c661
commit fa3f54951a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v Jerevo ny alebezan'ny soratra zay nosoratan'ny tagnako ho anareo. Iregny zay miseo tegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo.
\v 11 \v Mba jerevo ny agnoasan'ny soratra nosoratan'ny tagnako ho anareo. Iregny zay miseo tegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo.