diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt index bf8d871..5a22e51 100644 --- a/06/11.txt +++ b/06/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v Jerevo ny alebezan'ny soratra zay nosoratan'ny tagnako ho anareo. Iregny zay miseo tegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo. \ No newline at end of file +\v 11 \v Mba jerevo ny agnoasan'ny soratra nosoratan'ny tagnako ho anareo. Iregny zay miseo tegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo. \ No newline at end of file