Thu Oct 24 2019 17:13:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:13:20 -04:00
parent 6e5b9701be
commit 33a6df7622
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. Io ny marina mivony sady navony nandritran'ny taona maro sady ho an'ny taranaka. Fa amin'izao de hita izany tamin'iary zareo zegny mino. Tamin'iary zareo no ten'Andriamanitra nampaa
Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. Io ny marina mivony sady navony nandritran'ny taona maro sady ho an'ny taranaka. Fa amin'izao de hita izany tamin'iary zareo zegny mino. Tamin'iary zareo no ten'Andriamanitra nampafantarana an'ny voninahitran'ny fahamarinana mivony tagnivon'ny Jentilisa. Kristy aminao izany, ny tokin'ny voninahitra ho avy