Thu Oct 24 2019 17:11:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:11:20 -04:00
parent 7975cc69e5
commit 6e5b9701be
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. Io ny marina mivony sady navoony nandritran'ny
Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. Io ny marina mivony sady navony nandritran'ny taona maro sady ho an'ny taranaka. Fa amin'izao de hita izany tamin'iary zareo zegny mino. Tamin'iary zareo no ten'Andriamanitra nampaa