auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-18 14:16:47 -05:00 committed by root
parent f8d84d1337
commit 78454a376e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nitsngan
Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nijoro vavolombelona tamin'ny fahamarinanao, kara ny andehananaao amin'ny marina. Tsy managna hafalena be noho ity aho