-x-antambahoaka_3jn_text_reg/01/01.txt

1 line
347 B
Plaintext

Izaho loholona mamanga an'i Galo malala, ny teko amin'ny fahamarinana. A malala, mivavaka aho mba tahiana amin'ny raha marobe anao sady ho salama, kara ny hitahena ny fagnahinao. Fa de faly be aho ndreka nisy rahalahy tonga sady nijoro vavolombelona tamin'ny fahamarinanao, kara ny andehananaao amin'ny marina. Tsy managna hafalena be noho ity aho