auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 11:30:20 -05:00 committed by root
parent b6df88f4b4
commit fc26ff5823
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. IARY ZARE
Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. I