diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 385110a..243c21d 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. IARY ZARE \ No newline at end of file +Fa na anareo koza, de efa nagnaraka ny fampianarako, ny fitondrana, ny fikasana, finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehana, ny fijalena, mban'ny zay mitranga taminaha tany Antiokia, tagny Ikonioma sady tagny Lystra. Niharitra ny fagnenjehana aho. Avy amin'ny maro aby io, de namanjy anaha ny Tompo. Zegny maro te-hiaigna araka ny fomban'Andrimanitra amin'ny Kristy Jesôsy de ho enjehina. Ny olon-dratsy mban'ny mpisandoka de ho any amin'ny ratsy kokoa hatrany. I \ No newline at end of file