-x-antambahoaka_2ti_text_reg/03/16.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-12-14 16:06:14 +00:00
\v 16 Ny Soratra Masina marobe de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Izany tombony ho an'ny fotom-pampenarana, ho an'ny fanondrôna ny diso, ho an'ny fagnitsiana, de ho an'ny fampiofagnana amin'ny fahamarinana. \v 17 Izany de mba hatonga ny lehilahin'Andriamanitra hahay tsara, sady ho vôhomagna tanteraka amin'ny asa tsara maro aby.