\v 16 Ny Soratra Masina marobe de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Izany tombony ho an'ny fotom-pampenarana, ho an'ny fanondrĂ´na ny diso, ho an'ny fagnitsiana, de ho an'ny fampiofagnana amin'ny fahamarinana. \v 17 Izany de mba hatonga ny lehilahin'Andriamanitra hahay tsara, sady ho vĂ´homagna tanteraka amin'ny asa tsara maro aby.