-x-antambahoaka_2ti_text_reg/02/03.txt

1 line
349 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-12-12 13:20:35 +00:00
\v 3 Mahareta raha sarotra aminaha, kara'ny miaramila tsaran'i Jesôsy Kristy. \v 4 Tsisy misy miaramila manompo raha mbola vôfandrikan'ny raharahan'ny fiaignana zao,mba ahafahany mampifaly ny lehibeny. \v 5 Sady, raha misy olona mifaninagna karan'ny atleta, de mangalaka ny satro-boninahitra izy ndreka tsy mifaninagna amin'ny alalan'ny fitsipika.