\v 3 Mahareta raha sarotra aminaha, kara'ny miaramila tsaran'i JesĂ´sy Kristy. \v 4 Tsisy misy miaramila manompo raha mbola vĂ´fandrikan'ny raharahan'ny fiaignana zao,mba ahafahany mampifaly ny lehibeny. \v 5 Sady, raha misy olona mifaninagna karan'ny atleta, de mangalaka ny satro-boninahitra izy ndreka tsy mifaninagna amin'ny alalan'ny fitsipika.