auto save
This commit is contained in:
parent
4c397b804f
commit
acd5a691ab
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny mpaminany sandoka de tonga tamin'olona, de ny mampianatra sandoka my koa de ho avy aminareo eo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika iary zareo io, sady handà ny Tompo aby zegny nividy an'iary zareo. Iary zareo de mitondra fahapotehana malaky amin'iary zareo. Maro ny hagnaraka ny fijejojejoan'iary zareo, de avy amin'ny alalagn'iary zareo no hizakana ratsy ny lalagnan'ny fahamarinana. Amin'ny fieremana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny zaka mamitaka
|
||||
Ny mpaminany sandoka de tonga tamin'olona, de ny mampianatra sandoka my koa de ho avy aminareo eo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika iary zareo io, sady handà ny Tompo aby zegny nividy an'iary zareo. Iary zareo de mitondra fahapotehana malaky amin'iary zareo. Maro ny hagnaraka ny fijejojejoan'iary zareo, de avy amin'ny alalagn'iary zareo no hizakana ratsy ny lalagnan'ny fahamarinana. Amin'ny fieremana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny zaka mamitaka. Tsy ho ela fagnasaziana an'iary zarei=o io
|
Loading…
Reference in New Issue