auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 09:48:49 -05:00 committed by root
parent db5b485ff8
commit 4c397b804f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpaminany sandoka de tonga tamin'olona, de ny mampianatra sandoka my koa de ho avy aminareo eo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika iary zareo io, sady handà ny Tompo aby zegny nividy an'iary zareo. Iary zareo de mitondra fahapotehana malaky amin'iary zareo. Maro ny hagnaraka ny
Ny mpaminany sandoka de tonga tamin'olona, de ny mampianatra sandoka my koa de ho avy aminareo eo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika iary zareo io, sady handà ny Tompo aby zegny nividy an'iary zareo. Iary zareo de mitondra fahapotehana malaky amin'iary zareo. Maro ny hagnaraka ny fijejojejoan'iary zareo, de avy amin'ny alalagn'iary zareo no hizakana ratsy ny lalagnan'ny fahamarinana. Amin'ny fieremana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny zaka mamitaka