auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 12:55:34 +02:00 committed by root
parent 3079092a72
commit 91ec4c1506
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Nisamborin'ireo Gileadita reo fitan'i Jordana magnagny Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velo mizaka ho:''Angao zaho hisaky gny renirano,''dra hizaka anazy reo lelahin'i Gileada ho:Efraimita se ianao?''Raha mizaka izy ho:''Haha''\v 6 dra hizaka aminazy ereo ho:''Tognony ho:Shiboleta, ''dra raha mizaka izy ho:''Siboleta''(satria sy nahay nanogno gny zaka mazava izy), dra hosamborin'ireo Gileada izy dra hovono eo amy fitany Jordana. Ro arivo vo efasy aly reo Efraima nivono tamin'izay fotoa zay.
\v 5 Nisamborin'ireo Gileadita reo fitan'i Jordana magnagny Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velo mizaka ho:''Angao zaho hisaky gny renirano,''dra hizaka anazy reo lelahin'i Gileada ho:Efraimita se ianao?''Raha mizaka izy ho:''Haha''\v 6 dra hizaka aminazy ereo ho:''Tognony ho:Shiboleta, ''dra raha mizaka izy ho:''Siboleta''(satria sy nahay nanogno gny zaka mazava izy), dra hosamborin'ireo Gileada izy dra hovono eo amy fitany Jordana. Ro arivo sy efasy aly reo Efraima nivono tamin'izay fotoa zay.