From 91ec4c150641a8cf8da5d0a28380fefba37e83fc Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Tanosy-002 <> Date: Mon, 31 May 2021 12:55:34 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 12/05.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/05.txt b/12/05.txt index 9b2b62d..08d02b1 100644 --- a/12/05.txt +++ b/12/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Nisamborin'ireo Gileadita reo fitan'i Jordana magnagny Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velo mizaka ho:''Angao zaho hisaky gny renirano,''dra hizaka anazy reo lelahin'i Gileada ho:Efraimita se ianao?''Raha mizaka izy ho:''Haha''\v 6 dra hizaka aminazy ereo ho:''Tognony ho:Shiboleta, ''dra raha mizaka izy ho:''Siboleta''(satria sy nahay nanogno gny zaka mazava izy), dra hosamborin'ireo Gileada izy dra hovono eo amy fitany Jordana. Ro arivo vo efasy aly reo Efraima nivono tamin'izay fotoa zay. \ No newline at end of file +\v 5 Nisamborin'ireo Gileadita reo fitan'i Jordana magnagny Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velo mizaka ho:''Angao zaho hisaky gny renirano,''dra hizaka anazy reo lelahin'i Gileada ho:Efraimita se ianao?''Raha mizaka izy ho:''Haha''\v 6 dra hizaka aminazy ereo ho:''Tognony ho:Shiboleta, ''dra raha mizaka izy ho:''Siboleta''(satria sy nahay nanogno gny zaka mazava izy), dra hosamborin'ireo Gileada izy dra hovono eo amy fitany Jordana. Ro arivo sy efasy aly reo Efraima nivono tamin'izay fotoa zay. \ No newline at end of file