1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
\v 3 Atovy agnatiny harona raiky reo, andeso agnatiny gny haro reo, dra atolory miaraky amy vantonagn'ombilahy vo reo agn'ondrilahy ro.\v 4 Sy maisy minday an'i Arona vo reo zanany eo amy filira amy fihaogna iandrareo. Sy maisy manasa an'i Arona vo reo zanany amy rano iandrareo. |