2021-05-03 09:24:07 +00:00
|
|
|
\v 3 Atovy agnatiny harona raiky reo, andeso agnatiny gny haro reo, dra atolory miaraky amy vantonagn'ombilahy vo reo agn'ondrilahy ro.\v 4 Sy maisy minday an'i Arona vo reo zanany eo amy filira amy fihaogna iandrareo. Sy maisy manasa an'i Arona vo reo zanany amy rano iandrareo.
|