auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2021-05-03 17:00:24 +02:00 committed by root
parent de24b1bcbb
commit a0052a86bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy dra nanao ho:\v 13 ''Zakao reo Israelita ho:'sy maisy hazandrareo vatany gny andro Sabatan'i Yaveh, fa zay gny famatara eo aminazy vo iandrareo manera reo taranaky gny vahoakindrareo, aminizay ba ho fatasindrareo ga Izy gny Yaveh, ze nanoka andrareo ho Anazy.\v 14 Noho zay dra sy maisy magnaza gny Sabata iandrareo, aminizay dra sy maisy rambesindrareo ho masy azy, dra voatoka ho Anazy zay.Dra ze mandoto anizay dra sy maisy ho vono ho maty vatany.\v 15 Na iza na iza miasa amy
\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy dra nanao ho:\v 13 ''Zakao reo Israelita ho:'sy maisy hazandrareo vatany gny andro Sabatan'i Yaveh, fa zay gny famatara eo aminazy vo iandrareo manera reo taranaky gny vahoakindrareo, aminizay ba ho fatasindrareo ga Izy gny Yaveh, ze nanoka andrareo ho Anazy.\v 14 Noho zay dra sy maisy magnaza gny Sabata iandrareo, aminizay dra sy maisy rambesindrareo ho masy azy, dra voatoka ho Anazy zay.Dra ze mandoto anizay dra sy maisy ho vono ho maty vatany.\v 15 Na iza na iza miasa amy andro Sabata, dra sy maisy ho ala amy vahokany tokoa zay olo zay.Hatao mandrisy gny fito andro gny asa, fa amy andro faha fito dra andro Sabata ze fisahara tateraky, masy, natoka ho fagnaza an'i Yaveh.Na iza na iza miasa amy andro Sabata dra ho vono vatany.