From a0052a86bdaa3ed9013c2c74dffbb8e80a559135 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Tanosy-001 <> Date: Mon, 3 May 2021 17:00:24 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 31/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/31/12.txt b/31/12.txt index 5265a43..63ca4bf 100644 --- a/31/12.txt +++ b/31/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy dra nanao ho:\v 13 ''Zakao reo Israelita ho:'sy maisy hazandrareo vatany gny andro Sabatan'i Yaveh, fa zay gny famatara eo aminazy vo iandrareo manera reo taranaky gny vahoakindrareo, aminizay ba ho fatasindrareo ga Izy gny Yaveh, ze nanoka andrareo ho Anazy.\v 14 Noho zay dra sy maisy magnaza gny Sabata iandrareo, aminizay dra sy maisy rambesindrareo ho masy azy, dra voatoka ho Anazy zay.Dra ze mandoto anizay dra sy maisy ho vono ho maty vatany.\v 15 Na iza na iza miasa amy \ No newline at end of file +\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy dra nanao ho:\v 13 ''Zakao reo Israelita ho:'sy maisy hazandrareo vatany gny andro Sabatan'i Yaveh, fa zay gny famatara eo aminazy vo iandrareo manera reo taranaky gny vahoakindrareo, aminizay ba ho fatasindrareo ga Izy gny Yaveh, ze nanoka andrareo ho Anazy.\v 14 Noho zay dra sy maisy magnaza gny Sabata iandrareo, aminizay dra sy maisy rambesindrareo ho masy azy, dra voatoka ho Anazy zay.Dra ze mandoto anizay dra sy maisy ho vono ho maty vatany.\v 15 Na iza na iza miasa amy andro Sabata, dra sy maisy ho ala amy vahokany tokoa zay olo zay.Hatao mandrisy gny fito andro gny asa, fa amy andro faha fito dra andro Sabata ze fisahara tateraky, masy, natoka ho fagnaza an'i Yaveh.Na iza na iza miasa amy andro Sabata dra ho vono vatany. \ No newline at end of file