txy_2sa_text_udb/21/10.txt

1 line
442 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-16 13:01:58 +00:00
\v 10Boak'eo Rizpa, zanakapelan'i Aia, nangalaky lamba fandala dra namelasy anizay ho anigny vatany teo amigny tendrombohisy agnilan'ireo vata-mangasiaky, hatramigny fiatombohanigny fiziza dra hatramigny nilasahanigny ora teo amin'ereo boak'agny an-dagnisy. Sy nangany hagnakorota reo raza gny voronigny lagnisy gny atoandro na reo bibidia gny hariva. \v 11Zinaka tamin'i Davida ze nataon'i Rizpa, zanakapelan'i Aia, gny valy andevon'i Saoly.