2021-05-16 13:01:57 +00:00
|
|
|
\v 10Boak'eo Rizpa, zanakapelan'i Aia, nangalaky lamba fandala dra namelasy anizay ho anigny vatany teo amigny tendrombohisy agnilan'ireo vata-mangasiaky, hatramigny fiatombohanigny fiziza dra hatramigny nilasahanigny ora teo amin'ereo boak'agny an-dagnisy. Sy nangany hagnakorota reo raza gny voronigny lagnisy gny atoandro na reo bibidia gny hariva. \v 11
|