auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-04-10 04:41:39 -04:00 committed by root
parent 8c4090fff4
commit 699e04b751
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny
Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny finoana sy fitiavana ijay ao