diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 3a3648c..badcea1 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny \ No newline at end of file +Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny finoana sy fitiavana ijay ao \ No newline at end of file