auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-02 09:59:28 +01:00 committed by root
parent 6647452a61
commit 5fa42382e3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa laha anareo koja, die efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehena, ny fijalena, ary ijay nitranga taminahe tagny Antiokia, tagny Ikonioma ary tagny Lystra. Niaritre ny fagnenjehana iaho. Avy amin'io rehetra io, die namonjy anahy ny Tompo. Ijay rehetra te-hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesôsy die ho enjehina. Ny olon-dratsy sy ny mpisandoka die ho agny ami
Fa laha anareo koja, die efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehena, ny fijalena, ary ijay nitranga taminahe tagny Antiokia, tagny Ikonioma ary tagny Lystra. Niaritre ny fagnenjehana iaho. Avy amin'io rehetra io, die namonjy anahy ny Tompo. Ijay rehetra te-hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesôsy die ho enjehina. Ny olon-dratsy sy ny mpisandoka die ho agny amin'ny ratsy kokoa hatragny. Areo die hitarika ny olon-kafa ho