diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 1d537c8..8831ddd 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa laha anareo koja, die efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehena, ny fijalena, ary ijay nitranga taminahe tagny Antiokia, tagny Ikonioma ary tagny Lystra. Niaritre ny fagnenjehana iaho. Avy amin'io rehetra io, die namonjy anahy ny Tompo. Ijay rehetra te-hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesôsy die ho enjehina. Ny olon-dratsy sy ny mpisandoka die ho agny ami \ No newline at end of file +Fa laha anareo koja, die efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finôna, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, ny fagnenjehena, ny fijalena, ary ijay nitranga taminahe tagny Antiokia, tagny Ikonioma ary tagny Lystra. Niaritre ny fagnenjehana iaho. Avy amin'io rehetra io, die namonjy anahy ny Tompo. Ijay rehetra te-hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesôsy die ho enjehina. Ny olon-dratsy sy ny mpisandoka die ho agny amin'ny ratsy kokoa hatragny. Areo die hitarika ny olon-kafa ho \ No newline at end of file