plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/14/15.txt

2 lines
377 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Raha tia Anà anareo, da hitandrigny gne didiko, sady hivavaky ame Ray Iao, da lhagnome anareo mpampaheryh
afa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay Izy- gne Fagnahin'e fahamarinagny. Tsy afaky mandray an'Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry an'Azy. Fa anareo avaogne mahalala an'Azy, satria mipetraky miaraky aminareo Izy sady ao agnatinareo.