\v 15 \v 16 \v 17 Raha tia AnĂ  anareo, da hitandrigny gne didiko, sady hivavaky ame Ray Iao, da lhagnome anareo mpampaheryh afa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay Izy- gne Fagnahin'e fahamarinagny. Tsy afaky mandray an'Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry an'Azy. Fa anareo avaogne mahalala an'Azy, satria mipetraky miaraky aminareo Izy sady ao agnatinareo.