auto save
This commit is contained in:
parent
4edbba4b23
commit
ab8b96428a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. Refa tafakatry an-tanagny indreo, da nahita afo for
|
||||
Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. Refa tafakatry an-tanagny indreo, da nahita afo foroagny tegny sady laoky an-drano teo amboniny, miaraky ame mofo.
|
Loading…
Reference in New Issue