diff --git a/21/07.txt b/21/07.txt index d48cb78..41ec116 100644 --- a/21/07.txt +++ b/21/07.txt @@ -1 +1 @@ -Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. Refa tafakatry an-tanagny indreo, da nahita afo for \ No newline at end of file +Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. Refa tafakatry an-tanagny indreo, da nahita afo foroagny tegny sady laoky an-drano teo amboniny, miaraky ame mofo. \ No newline at end of file diff --git a/21/10.txt b/21/10.txt new file mode 100644 index 0000000..9b4bae4 --- /dev/null +++ b/21/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +Hoy Jesosy tamindreo hoe: " \ No newline at end of file