auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-14 15:08:05 -05:00 committed by root
parent ab22290839
commit a8498d4028
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Sady gne fokon'olo izay niaraky tamin'Azy tame nagnatsovany an'i Lazarosy hijotso gne kobory izy ame nanangagny an'azy tame maty da samy nijoro vavolombelogny aby. noho izany antony izany avao koa gne nahatonga gne fokon'olo hitsena an'Azy, satria regnindreo fa nagnano an'izany famantaragny izany Izy. Gne fariseo noho izany nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano ndre ino ndre ino anareo; indro, magnaraky an'Azy aby izao tontolo izao."
\v 17 Sady gne fokon'olo izay niaraky tamin'Azy tame nagnatsovany an'i Lazarosy hijotso gne kobory izy ame nanangagny an'azy tame maty da samy nijoro vavolombelogny aby.\v 18 Noho izany antony izany avao koa gne nahatonga gne fokon'olo hitsena an'Azy, satria regnindreo fa nagnano an'izany famantaragny izany Izy.\v 19 Gne fariseo noho izany nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano ndre ino ndre ino anareo; indro, magnaraky an'Azy aby izao tontolo izao."