diff --git a/12/17.txt b/12/17.txt index 63726de..09b18c9 100644 --- a/12/17.txt +++ b/12/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Sady gne fokon'olo izay niaraky tamin'Azy tame nagnatsovany an'i Lazarosy hijotso gne kobory izy ame nanangagny an'azy tame maty da samy nijoro vavolombelogny aby. noho izany antony izany avao koa gne nahatonga gne fokon'olo hitsena an'Azy, satria regnindreo fa nagnano an'izany famantaragny izany Izy. Gne fariseo noho izany nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano ndre ino ndre ino anareo; indro, magnaraky an'Azy aby izao tontolo izao." \ No newline at end of file +\v 17 Sady gne fokon'olo izay niaraky tamin'Azy tame nagnatsovany an'i Lazarosy hijotso gne kobory izy ame nanangagny an'azy tame maty da samy nijoro vavolombelogny aby.\v 18 Noho izany antony izany avao koa gne nahatonga gne fokon'olo hitsena an'Azy, satria regnindreo fa nagnano an'izany famantaragny izany Izy.\v 19 Gne fariseo noho izany nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano ndre ino ndre ino anareo; indro, magnaraky an'Azy aby izao tontolo izao." \ No newline at end of file