auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-12 10:01:03 -05:00 committed by root
parent 3825ad5cb5
commit 9db96ab7f6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon
Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano .