diff --git a/21/04.txt b/21/04.txt index 5e07c68..fa5ce68 100644 --- a/21/04.txt +++ b/21/04.txt @@ -1 +1 @@ -Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon \ No newline at end of file +Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano . \ No newline at end of file