auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-12 10:27:57 -05:00 committed by root
parent 9db96ab7f6
commit 6a45a4b370
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano .
\v 4 \v 5 \v 6 Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolah, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano .