auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-17 13:45:56 -05:00 committed by root
parent a79bd3b18e
commit 66c3cf4d79
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Ana indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Ana. Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo.
\v 20 Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Anà indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa.\v 21 Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Anà.\v 22 Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Izay malaigny Ana da malaigny gne Raiko avao koa. Raha tsy nahavita gne asa izay tsy nataon'olo-kafa teo amindreo Iao, da tsy ho nanan-keloky indreo, fa amizao fotoagny izaoefa sady hitany kla halany Iaoizy ame Raiko. Fa izany da mba hahatanteraky gne zaka izay voasoratry ao ame lalagnin-dreo hoe: 'Malaigny Ana ame tsisy dikany indreo.'
\v 23 Izay malaigny Anà da malaigny gne Raiko avao koa.\v 24 Raha tsy nahavita gne asa izay tsy nataon'olo-kafa teo amindreo Iao, da tsy ho nanan-keloky indreo, fa amizao fotoagny izaoefa sady hitany kla halany Iaoizy ame Raiko.\v 25 Fa izany da mba hahatanteraky gne zaka izay voasoratry ao ame lalagnin-dreo hoe: 'Malaigny Anà ame tsisy dikany indreo.'